Healing Prayer (in Malagasy)

Ny Anaranao no fahasitranako Ry Andriamanitro ô. Ary ny fahatsiharovako anao no fanafodiko. Ny eo akaikinao no fanantenako ary ny fitiavako anao no sakaiza tsy mahasaraka ahy. Ny famindramponao no fahasitranako sy fiankinako amin’ity tany ity sy any ankoatra. ​Tena ilay Andriamanitry ny fahalemem-panahy rehetra tokoa ianao. Ilay mpahalala ny zavatra rehetra. Ilay Hendry tokoa.
 .Bahá’u’lláh
Healing Prayer (in French) - GUÉRISON
Ton nom est ma guérison, ô mon Dieu et ton souvenir est mon remède. Etre près de Toi est mon espoir, et mon amour pour Toi est mon compagnon, ta miséricorde est ma guérison et mon soutien en ce monde et dans l’autre. Tu es véritablement le Dieu de toute bonté, l’Omniscient, l’infiniment Sage.

Lyrics (Baha'i Writings)

Bruno AR

SINGER, SONGWRITER, MUSICIAN AND COMPOSER