SINGER, SONGWRITER, MUSICIAN AND COMPOSER

Bruno AR

Spiritual Growth (in Malagasy)

Ry Andriamanitra ô, velombelomy sy ampifalio ny saiko. Diovy ny foko. Hazavao ny fahahalalako. Apetrako eo am-pelatananao ny raharahako rehetra. Hianao no mpitarika ahy sy fialofako. Tsy zakako intsony ny hijanona ela ao amin’ny alahelo sy ny fahoriana. Tiako ho safononokin’ ny fifaliana sy ny fahasambarana aho. Ry Andriamanitra ô, tsy tiako intsony ny ho feno tebiteby na ampanaram-po ny fahasahiranana hitambesatra amiko. Tsy tiako intsony ny hivesaran’ny fahasorisorenam-piainana amiko. Ry Andrimanitra ô, Hianao dia sakaiza mahatoky kokoa noho nytenako. Manokana ny tenako ho Anao Ry Tompo ô.

Abdu’l-Bahá
French translation:
O Dieu rafraîchis et réjouis mon esprit. Purifie mon coeur. Eclaire mes facultés. Je remets toutes mes affaires entre tes mains. Tu es mon guide et mon refuge. Je ne veux pas m’abandonner plus longtemps à la tristesse et au chagrin, je veux être débordant de joie et de bonheur. O mon Dieu, je ne veux plus être envahi par l’anxiété ni laisser les tourments m’accabler. Je ne veux plus m’appesantir sur les ennuis de la vie. O Dieu, Tu es pour moi un ami plus véritable que je ne le suis moi-même. Je me consacre à Toi ô Seigneur.
Abdu’l-Bahá
English translation:

 

Lyrics (Baha'i Writings)